Hevitra momba an'i TAFS RAMAFANDRAHONA

Hiverina amin'ny TAFS RAMAFANDRAHONA Hampiditra hevitra
Faneva09 ( 14/05/2019 18:56)
Zavatra tsy mora ny hanadino izay notiavina e. Atao ahoana moa efa sendra ny tsy azo anoharana e ny zavamisy manoloana tsy hay afenina e leferina mangina re ny fo.ra mbola Tia. Zanak'olon'ory Aho mangingina sy mandefitra e. Manakambo ihany anefa fa tsy manankafitsoka. Tanampolo moa tsy aharesy ny fosafosa e. N'y esoeso mankarary fo. Ny fiainana moa tsy vita ny safosafo tsy mitsahatra mitombo mihasarotra mihalafo. Ka omeko tsiny ve sa homelohiko ny fandaharana. Ra tsy zakany saiko tsy tantiko ny fisarahana. Aleoko hataonao sesitany ny tenako ho any alavitra any Aho hitady toerana hiafenako. Aleoko hatao sesitany ny tenako ho any alavitra any Aho hanadino anaotsy hahatsiaro anao. Zanak'olon'ory Aho mangingina sy mandefitra e. Manakambo ihany anefa fa tsy manankafitsoka. Tanampolo moa tsy aharesy ny fosafosa. Ny esoeso mankarary fo ,n'y fiainana moa tsy vita ny safosafo tsy mitsahatra mitombo mihasarotra mihalafo,ka omeko tsiny ve sa homelohiko ny fandaharana ,la tsy zakany saiko ny firahana aleoko atao sesitany n'y tenako ,ho any alavitra any Aho hitady toerana hiafenako. Aleoko hatao sesitany ny tenako ho any alavitra any Aho hanadino anao Aho tsy hatsiaro anao
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2128