T.K.F.M

Submitted by handrinantsoa
10/04/2018 13:20
T.K.F.M's song 0 Click here
Hits : 564
Likes : 0 Like
32 - ESORY

Esory aminay e!
Ireo heloka vitanay
Tsy harahin-pahoriana
Ho tototry ny fijaliana

Fa ho Hendry sy ho finaritra
Raha toa ianao e! ka mivavaka

Esory aminy ,
Ny ota izay nataony
Tsy ho ela indray, Izy
Dia hiverina aminy
Ny hery nananany


Esory avokoa
Ireo ota taloha
Tsy harahim-pahoriana
Fa ho safotry ny fifaliana


Fa ho Hendry sy ho finaritra
Raha toa ianao e! ka mivavaka

Esory aminy ,
Ny ota izay nataony
Tsy ho ela indray Izy
Dia hiverina aminy
Ny hery nananany

A/C : HANDRINANTSOA
T.K.F.M (Tanora Kintan'ny fitiavana Morarano)

Comments about T.K.F.M

handrinantsoa (10/04/2018 13:24)
HANDRINANTSOA dia mpamorona Mpikambana ao amin 'ny OMDA N°- 46 204 ,ary manome an'i T.K.F.M "TANORA KINTAN'NY FITIAVANA MORARANO " hampiasa ity sangan'asa ity.Misaotra anao mankafy ihany koa.

T.K.F.M's song (0)

Audio not found

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011