SYDONAH ft MANOU
Hampiditra sary Nampiditra sydonah
01/02/2016 10:40
Hiran'i SYDONAH ft MANOU 0 Jereo eto
Vangy : 512
Mpankafy : 0 Ankafizo
01/02/2016 10:40
Hiran'i SYDONAH ft MANOU 0 Jereo eto
Vangy : 512
Mpankafy : 0 Ankafizo
Mombamomba azy
ref:S:fitiavana matotra matotra tsy misy hanihany
M:n omek anw ma baby e omek anao ma baby e
S:ianao rer fona aloha n tiko raha mbola ento an tany
M:fa olontik enao ka ts avelak o very
S:tsy avelak o ver e)x2
M(rap):
_fitiavana mattr o anao irer hatrany
_olontiko enao ka ts avelako hitomany
_ze sitrakao rehetra
_omek tsis fetra
_ftia mandrakzay zay n ahy n tarigetra
_ka tsy haiko alo zao ze ao amponao baby
_na mahantra aza tsika n ahy ftia n atwk bdb
_fa olontik enw ka ts avelak o very
_fa n olotik zao d mbola enao rery
S(rnb):
_fitiavana mattr ei n omeko anw
_raha to ka ilaina d o alaiko enao
_ho ravaky n tokatranko mb ts ampa lao
_f enao lay tokana ao ampoko ao
_fitiavako anao re d tena vaventy
_ho mandrakizay fa ts o vetivety
_mmmh nmh .......
rejoignez nous sur nos groupes
#label_GUMS(Gasy Urban Musics and Style)
OK
Hevitra momba an'i SYDONAH ft MANOU
Mbola tsisy nametraka hevitra
Hiran'i SYDONAH ft MANOU (0)
Mbola tsy nisy nampiditra hira