STORM

Hampiditra sary Nampiditra fahamarinana
24/03/2011 14:54
Hiran'i STORM 1 Jereo eto
Vangy : 1252
Mpankafy : 0 Ankafizo
Tarika mivoy ny atao hoe "metal symphonique" ny Storm. Epica no tena ankafiziny ka mitondra ny fironany.
7 ny mpikambana ao anatiny : Manitra, Yengu, Mika, Mahery, Gaetan, Luc ary Juanito.

Hevitra momba an'i STORM

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i STORM (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102