Comments about s.t.k ANTANIMENA ANDREFANA

Back to s.t.k ANTANIMENA ANDREFANA Submit a comment
johnss ( 03/11/2006 10:05)
ny stk anatanimena andrefana dia hamarana ny faha 20 taona ao amin'ny cc esca ny 11nov zao miaraka amin'ny groupe ny fanilo
zzz ( 07/03/2006 06:32)
Ny stk antanimena dia mankalaza ny faha20 taonany amin'ity taona 2006ity,ary misy ny hetsika maro ho fanomezam-boninahira amin'izany;fotoam-pivavahana lehibe fanokafana ny alahady 26 mars2006 maraina;hetsika sport ny 08avril ,15avril;dejeunet concert ny 09 juillet ary fampisehoana lehibe ao@esca ny volana novembre,ary fitoriana ny filazantsara maro
rojotiana ( 22/12/2005 10:00)
Anisan'ny fototra ijorian'ny STK ANTANIMENA
ANDREFANA ihany koa ny FITORIANA ny FILAZANTSARA
manerana ny NOSY .
Mitaiza ny TANORA ho tonga ho @ FANJAKAN'ANDRIAMANITRA
zzz ( 09/09/2005 07:35)
ny stk antanimena andrefana dia niforona tamin'ny taona 1986.efa namoaka ny vol II.hankalaza ny faha 20 taonany amin'ny taona 2006.misy mpikambana 80 eo hoeo ny mpihira;rantsana basket sy foot 30.mitrandraka vakodrazana ihany koa ary efa nanao seho maro
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1869