Sarin'i Stéphanie Tsakarao

Hampiditra saryMombamomba an'i Stéphanie Tsakarao
Nampiditra Nohisoa
20/05/2022 16:28
Anisan'ny vehivavy meva eto Madagasikara tokoa i Stephanie na Ramanampison Niriana Stephanie Bachra,mpanakanto, teraka ny 31 Juillet 1988 tao Ambatondrazaka izy. Amin'ny lafiny kanto : tamin'ny fifaninanan-kira Pazzapa tamin'ny taona 2008 no nahitana azy voalohany, ary anisany tao anatin'ny groupe Tsakarao izy ary nanomboka nandeha irery taorin'izay, mpanakanto malagasy mivoy ny gadona "Tropical soft" izy araky ny nambarany ary maro tokoa ny hirany tsy afaka am-bavan'ny mpankafy raha tsy hilza fotsiny amin'ny "Iha malay" na "Mahatsiaro" sy ireo maro tsy voatanisa. Eo amin'ny fiainany manokana indray, nanitsy kely ny tsaho miely izy : mbola tsy manambady izy fa kosa manana ny olona eo amin'ny fiainany ;)
Mirary soa ho anao hisondrotra avo amin'ny kanto izay vohizinao <3
Nampiditra hery
07/10/2016 12:06
Nampiditra hery
12/06/2014 11:59
Nampiditra hery
12/06/2014 11:55
Youtube
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1782