STAR'S

Hampiditra sary Nampiditra twaiz
27/07/2016 12:40
Hiran'i STAR'S 1 Jereo eto
Vangy : 793
Mpankafy : 1 Ankafizo
Ny tarika STAR'S dia niforona tamin'ny taona 2012 ary nisy mpikambana roa (2) dia i Twaiz sy Jordan. Mivohy ny gadona RAP & R'n'B ny tarika ary efa namoaka hira maromaro ka ny lohateny hoe "Jackpot" no tena nahafantarana ny tarika tamin'izany andro. Nisaraka ny tarika tamin'ny taona 2014 ary nanohy irery ny làlana i Twaiz tamin'izany. Taty am taona 2016 dia tapak'evitra i Twaiz (izay mpamorona ny tarika) ny amerina indray ny tarika ary naka an'i Skaidyh anolo an'i Jordan. Ny volana jolay no nivoaka ny raki-tsarin'ny tarika farany izay mitondra ny lohateny hoe "Oanao io". Eo an-dalam-pikarakarana ny raki-tsary manaraka ny tarika amin'izao fotoana izao ary itondra ny lohateny hoe "Sexy lady" io raki-tsary io.

Hevitra momba an'i STAR'S

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i STAR'S (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0114