Stéphanie

Sary rehetra...
Nampiditra litarazavar 14/11/2024 13:32
Hiran'i Stéphanie 1 Jereo eto
Vangy : 372
Mpankafy : 0 Ankafizo
Mombamomba azy
Ramanampison Niriana Stéphanie Bachra est une chanteuse et compositrice malgache née à Ambatondrazaka le 31 juillet 1981. Elle grandit à Nosy Be jusqu’à l’âge de 9 ans, puis elle continue ses études à Antananarivo.Elle a été découverte en 2008 lors de la 6ème saison du concours musical Pazzapa , une télé-réalité malgache. Elle a ensuite intégré le groupe Tsakarao pour finalement continuer en solo.
La chanteuse est multivocale et suit les tendances de la musique tropicale aux musiques urbaines
Ramanampison Niriana Stéphanie Bachra dia mpihira sy mpamoron-kira malagasy, teraka tao Ambatondrazaka ny 31 Jolay 1981. Lehibe tany Nosy Be izy ary tany hatramin'ny faha 9 taonany, nanohy ny fianarany teto Antananarivo.
Tamin'ny taona 2008 nandritra ny fifaninanan-kira Pazzapa andiany faha 6 no nahitana azy. Niditra tao amin'ny tarika Tsakarao izy avy eo ary dia nannohy ny dihany samy irery.
Tsy dia manavaka gadom-peo izy fa ny mozika tropikaly sy urbaine no tena narahiny.
Nalaina tamin'ny "Wikipedia" sy dika-teny malalaka nataoko.
Hevitra momba an'i Stéphanie
Mbola tsisy nametraka hevitra