Hevitra momba an'i Spydee

Hiverina amin'ny Spydee Hampiditra hevitra
Ellaryoh ( 11/11/2016 05:09)
Azafady hoe! Saika mba anonantany kely!
Iza kai kai no tena tompon'ilay hira hoe "efiko parsi" iny spy D sa rakroots?
belou raz'af ( 28/08/2015 13:03)
Mlay b e!sad zay ko mrev sket b,tohizo
dafytahiana ( 08/04/2015 15:22)
Milay be rangahy ilay izy an
saskia ( 20/08/2009 11:56)
sao de misy mahafantatra ny mombamomban'ilay sipa niaraka t@ Spy D izay lasa tany frantsa
yoane ( 30/07/2007 10:17)
spy-D mlay bé daoly na ny iranao na ny féonao sns...fa manin énao otrn njan kel zan?
mboladefrance ( 10/07/2007 01:32)
TRES IMPORTANT!!!!: Bonjour Spy-D! Zahako dia tsy olona tara aminao fa namano! ka asa raha tadidinao fa indray mandé t@ 2003 isika niaraka tao @ tournage ny "zay zany" tao @ Ma-Tv. Dia zahako ilay vevavy nitondra tsy aiko tsony raha mercedes na Bmw no nohentiko, fa mila miresaka aminao ahako. Fa avy eo enao dia niantso tany an-tranonay dia nilaza t@ i mamanay hoe naika hiara-hihira isika! fa tsy ilay hira no hitadiavako anao fa resaka hafa mihitsy. rehefa valianao ahako dia omeko anao ny adresse-ko, fa aty Toulouse ahako depuis 2003. Merci d'avance!
malala2006 ( 08/11/2006 22:48)
mmmh mmmh an an
dupouyfab ( 07/01/2006 16:49)
izy kosa aloha nangalatra kely ny feon-kiran'ny 5cent eh
azuno ( 06/02/2005 16:24)
izy io d lehilahy tena tia basket satria teny ambatokaranana teny no naitako azy,Nanou no anarana nahalalako azy satria anisany lehilahy ty moto koa izy fa nitondra moto foana izy tam zany,nisy tatarany enoko iany hoe nisy vehivavy tena tiany d lasa taty france lay izy d zay no nahatonga azy nanoratra ireny hira hoe diam-penina,am-pitiavana be,fiverenana satria niverina teo anilany ilay olon-tiany,2taona no nisarahany t@io zazavavy io,tena tiany be aloa lay vehivavy e.Milay be foana ny hirany ka na d aty an-tany lavitra aza d mbola mankafy azy foana e.
totty ( 25/01/2005 20:19)
Spy-D dia anisan ireo mpanakanto malagasy mahay mihira,tsy mila tenenina akory hoe inona no gadona tiany fa dia mazava ho azy anisan ireo bandy mpionda RnB izy ,faly izaho raha mitovy aminy dahlo ny mpihira malagasy sasany.Farany dia mazotoa mihaino ny hiran i Spy-D daholo isika rehetra mirevy azy miaraka amiko e
angel ( 17/11/2004 03:42)
Spy D aime les nanas qui ont de cheveux long, le RNB.
Il desteste le rendez-vous manque
Il habite a Itaosy, il bossait au St Michel et il etait aussi Steward.
Spy D merite d`etre encore plus et plus celebre qu`en ce moment car il a un don, son voix, ses chansons, especially ny fiverenanao, I llike it so much and I wanna hear it again and again
hervo1 ( 13/09/2004 22:06)
mpankafy ny hiran'ny spy-d tokoa aho ary maniry ny mbola hitohizan'ny sangan'asany fa tena voafehiny tsara ilay rnb e !
fa asa na mbola manohy mihira ileiry io izao fa izahay moa aty ivelany aty ka tsy dia maharaka loatra ny sangan'asa vaovao any an-toerana e ! mba misy afaka milaza izany fohifohy eto ve ? misaotra.
miranto ( 02/03/2004 11:02)
izy de tovolahy lava ranjanana tena voamainka aza tena lasa somary nihangeza nedala iny
nipetraka teny andohantanjona itaosy mpitia basket ball asa na mbola mijanona ho mpankafy io taranja io na tsy intsony de izay zany e! tovolahy sariaka @ rehetra e
tsimisitoazy ( 02/03/2004 10:46)
( 25/07/2003 14:51)
I SPY-D dia olona tena mirevy RN-B, ary io ny tena mozika tena reveny!!!@zao aloa dia izy no mbola mpanjakan'ny RN-B eto madagasikara e!!
Ary izy tena tovolahy manana talenta feno mihitsy amin'io mozika io e!!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1776