Hevitra momba an'i SITRAKA

Hiverina amin'ny SITRAKA Hampiditra hevitra
tantelidark ( 24/12/2018 07:29)
miarahaba tompoko izaho mitady io hira io fa very ilay ahy, tsy mahita mihn=intsy nefa aho sao mba misy rohy ahafahako mahazo io hira io azafady? misaotra mialoha
bolosy ( 18/11/2008 11:37)
raha ny marinadia tsy avy any Vakinankaratra izy. Ny tompon'anaran'ny tarika sady mpamorona azy no manana pharmacie ùmitondra io anarana io any Antsirabe rehefa avy nianatra momba izany tany sov mandritra ny taona maro. Bakoly sy Stella dia anabaviny, ary i Zo dia vadiny. Mankasitraka azy ireo ary manentana azy foana hanohy ny mozika. Miandry ny aty an-tanàna sy ireo mpakafy marobe nanaraka anareo any e! Tsy mahafoy ny avy ao @ Tsy Ferana Mozika. Biz
cmbolatiana ( 23/03/2006 10:35)
Tsara ny hirany fa hard rock
baks ( 21/09/2005 19:45)
ny tarika dia niforona t@ taona 2001, mpiray tampo ny mpamorona ny tarika sy ireo tovovavy mpihira izay ahitana an'i Bakoly, Stella ary i Zo. nihira variété ny tarika t@ fiandohany ary rehefa taty aoriana dia naka style mozika mavesatra. efa nisy raki-kira nivoaka voalohany fa vitsivitsy no natonta, ka @ izao fotoana izao dia eo ampanomanana ny raki-kira izay natokana manokana ho an'ny mozika mavesatra.
( 14/06/2002 18:34)
Mpihira avy any Vakinankaratra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3976