Hevitra momba an'i Sily

Hiverina amin'ny Sily Hampiditra hevitra
very ( 23/08/2004 02:46)
Avy any Vavatenina i Sily.Mbola mpianatra teny amin'ny lycee izy no namoaka an'ilay atontan-kirany iny.Ny festival "JERIJERY"
no tena nahafantarana azy.Nahazo Baccalau-
reat tamin'ny taona 2002 izy ary manohy ny fianarany eny amin'ny oniversite eto Antanana-
rivo.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.308