Hevitra momba an'i samkay

Hiverina amin'ny samkay Hampiditra hevitra
trikpa ( 30/10/2004 14:10)
i Samkay na ko hoe SK d kofa milay zay miangaly RAP Malagasy , alohan'ny naha SK azy d BESAPAKA izy (bekotroka, samantha, panola, ary kayah) clan iray zay tao Amboma ;
Tati aorina moa d nisy ny blm d nisaraka ry lerony izy mtsam moa nanoy d lasa io MC io zay no fantatro d BIG UP ho azy , ra efa naeno ny K 7 d misy kosy ao manao hoe ?????

ty tamiao raiko malaoooooooooooooo
raiso ny hir'ako oooooooooooooooooooo
raiso ny tanako tiatamiahoooooooooooooo
( 21/06/2003 18:49)
mba alefaso ato re ny tononkiran'i samantha sy kayah e
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.197