Hevitra momba an'i SAMANTHA SY KAYAH

Hiverina amin'ny SAMANTHA SY KAYAH Hampiditra hevitra
mignou ( 29/03/2007 10:56)
za avy aty janga ee milay le number one rangaha fa mba mila ny tonony ny tena six daholo eee
( 12/05/2003 18:21)
SAMANTHA sy KAYAH,tovolahy vao herotrerony tokoa eo aminy sehatrin'ny Rap malagasy kanefa dia efa nahavita hezaka goavana amin'ny namoahan'izy mirahalahy ny raki-kirany voalohany mitondra ny lohateny hoe "INY ALINA INY".Ny trano mpamokatra MARS no niantsoroka ny famoahana azy ary noraisim-peo tao amin'ny MMP izy io. Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mifandray amin'ny samrapcontact@yahoo.fr
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1856