Hevitra momba an'i sakays

Hiverina amin'ny sakays Hampiditra hevitra
harinah ( 06/04/2006 13:31)
fantatro tsara ny sakais mahafinaritra satria mpikambana any@ tanana
tsokena ( 17/09/2004 12:08)
NY groupe Sakays dia niforona tamin'ny taona 1999 ,ny resaka dihy moa no tena nataon'izy ireo teo aloha ,'fa taty aorina nanomboka ny taona2002 dia nanomboka nivelatra tao sehatrin'ny hira sy dihy ry zareo.
Misy bandy efatra no mpikambana ao aminy ary izy ireo no mihira no sady mandihy

Raha ny gadonkira ataon'izy reo dia ny : dance , ragga ,ary ny variete
sns.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5416