Ryu Junior

Hampiditra sary Nampiditra rabaraona
18/01/2024 14:17
Hiran'i Ryu Junior 0 Jereo eto
Vangy : 74
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ritchie Rabaraona aka Ryu Junior dia mpamoron-kira frantsay-malagasy ary mpitendry zavamaneno. Nihalehibe teto Madagasikara izy.
Ny rainy Dom Rabaraona no bassiste tao amin'ny tarika rock Kazar ary namorona ilay hira faneva ny rock gasa 'Apokalipsy'. Ny dadatoany sy nenitoany koa dia "Les Surfs" no tarika mpihira malagasy voalohany niara-niasa tamin'ireo mpanakanto lehibe frantsay sy amerikanina 60 taona toy ny Beatles, Johnny Hallyday sy ny maro hafa.

Ny mozika noforoniny dia fitambaran'ny mozika electonika, mozika folk sy acoustika ary mozika afrikanina.

Izy izao dia anisan'ny artiste ao anatin'ny label holandey bitbird.

Hevitra momba an'i Ryu Junior

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Ryu Junior (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.124