Hevitra momba an'i rojo(pazzapa)

Hiverina amin'ny rojo(pazzapa) Hampiditra hevitra
Roch ( 16/01/2008 20:52)
i Rojo,tiany ny mihira, izay no azoko lazaina.Ratsy safidy hira izy t@n'iny pazzapa1 iny raha ny fahitako azy, ary indrindra ny arrangement nle hira koa hafahafabe ihany ka normal raha tsy nisongadina angamba izy t@ iny, nefa vô tany ampiandohana de hita hoe favy izy.
jay ( 04/10/2004 13:33)
Fantatro koa i Rojo. Tena tia hira izy ary efa nihira hatramnin'ny fahakeliny.
Nihira ny hiran'ny Hantatiana foana izy tamin'izany ary efa mpihira tao am-piangonana foana.
Miaiky aho fa tsara feo izy ary mahay mihira tokoa ary tena anisan'ny pepinière tsara tokoa
Mirary soa an'i Rojo.
faniel ( 04/08/2004 15:29)
ny hirany:tadidio
faniel ( 03/08/2004 15:42)
Tao @ formation pazzapa no nahafantarana an'i Rojo.Tovovavy mbola tanora dia tanora izy.Ao t/ve izy no mipetraka(ao @ zokiny)ary mianatra ao @ Oniversitén'i Barikadimy.Mandranto fahalalana mikasika ny économie izy.
Izy no tena ankafiziko @ pazzapa 1.Mahafinaritra ny mihaino ny feony ary tena mahay mihira tokoa izy mihoatra ireo mpifaninana taminy.
Hafatra ho azy:tohizo fa tsara
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2016