Hevitra momba an'i roger raoël

Hiverina amin'ny roger raoël Hampiditra hevitra
rafangotsohana ( 15/10/2008 15:24)
Roger Raoël dia mpihira tany amin'ny taona 1975 tany ho any no niforona ary efa manana hira maromaro ihany koa izy io ao amin'ny Radio RTM, tamin'ny andron'i Jean Félicien Ratefy izy no namoaka hira voalohany. Tamin'izany mbola tsy nisy afa-tsy ireny disque 45 tours ireny ary efa namoaka ireny koa izy. Nisy fotoana naharitraritra tsy naha-teto an-drenivohitra azy fa nandeha nila ravin'ahitra tany Antsihanaka tany izy sy ny ankohonany. Amin'izao fotoana izao dia tsy fantatro intsony izy raha efa eto na tsia, fa dia mirary azy hiverina eo amin'ny sehatry ny mozika indray. Manan-janaka lahy iny izy: Mika no anarany ary izy no bassiste ao @ tarika 'Zay, Samoela, ary manao @ Pazzapa koa.
rafangotsohana ( 15/10/2008 15:22)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3603