Hevitra momba an'i Rocco

Hiverina amin'ny Rocco Hampiditra hevitra
ikalamako ( 12/06/2019 19:25)
@azteca... ny anaran'ny tarika no Rocco. I Bob no efa maty araka ity tenin'i Coco ity roa taona lasa izay :
" Bob s'en est allé dans son dernier sommeil. IL était mon frère, il était mon ami, mon complice. Il était l'oncle référent de mes enfants. Mes enfants et moi, nous lui devons beaucoup. Il laisse un vide...Il y a quelques mois, il avait chanté seul Nefa, dans un café de Tana. J'espère pouvoir envoyer la vidéo qu'un de nos fans a prise. Bob est parti mais Bob restera toujours dans un coin musical de notre mémoire conviviale collective."
azteca ( 12/06/2019 12:30)
azafady,
mbola velona angaha i Rocco?
nahita tamin'ny tambazotra sosialy za hoe nampianatra histo géo tao amin'ny lycée galliéni izy, d .... efa maty
tsy haiko raha olona iray ihany ireo voalaza ireo
ilay mihira ny "NEFA"
ikalamako ( 14/04/2015 10:52)
Manampikasana hanao tournée Europe hono zareo atsy ho atsy... Frantsa mazava ho azy no fiaingana aloha.. ka asa
doria ( 05/06/2006 16:51)
Ary mba aiza oa zao no misy an'i Rocco é ????
Efa misy cd ve ny hirany zao???
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2227