Hevitra momba an'i Rija Oelijaona

Hiverina amin'ny Rija Oelijaona Hampiditra hevitra
hery8 ( 06/11/2015 03:59)
Tena tononkira malagasy mahafinaritra , tsy mba miteniteny foana tsara alaina tahaka , ankafiziko io an
vakiniadiana ( 17/08/2006 09:20)
Mahatsiaro ny taloha aho mamaky ireto tononkira ireto, mahatsiaro ny dadafarako nihira t@ gitara ilay Veloma ianao io, sy ny vacances tany Mahajanga taloha @ ilay Namako ianao
gasy72 ( 04/02/2006 19:37)
Ataoko fa raha tononkira miteny tsy misy mihoatra an'io hiran'i rija oelijaona io.Tsaroako izaho nandefa an'io tononkira io hanaovam-belona ilay sipako iray izay rehefa hisaraka izahay.Saika namono tena mihitsy rasipa .
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3704