Hevitra momba an'i Red Metal

Hiverina amin'ny Red Metal Hampiditra hevitra
blahblah ( 18/10/2011 01:42)
milay ilay rakin-kira "red & darkside iny"
vazivazah ( 21/11/2005 09:39)
ny vazo taloha no masaka e!! t@ vony mbola hardosy be! mavesatra tsara mahitsy
deghany ( 08/09/2005 13:49)
tokony asiana an'le vazon'lerony talou 'reny kou nge!! le @ teny anglisy indrindra²!!!
zay fa ok e!! Rock
Njo ( 09/11/2001 00:11)
Rock, Rock, Rock !!!!!
Kapila nivoaka farany : Chocolat
Fampisehoana manaraka : 24 @ 5 ora
Fa nahoana no milay : fiainana daholo 'zany
Fa nahoana no misy tsy tia : misy koa anie ny tsy kristiana e!
teny farany : ROCK
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1838