Hevitra momba an'i RAPADANGO
Hiverina amin'ny RAPADANGO Hampiditra hevitra
nionja (
17/04/2006 13:41)
Ny anisany mampiavaka ny Rapadango dia eny @ sehatra rehefa manao "live" : milay be ny "jeu de scène"-ny. Norm
liloo (
19/05/2005 07:06)
k'aiza e! rapadango dia mpanao hh malaza be eto @ tanana sady vazon-dry zareo raha teo koa moa milay ze tsisy, zareo ao anati'ny Dio16
Ny tarika dia ahitana miphira telo, Tax Bota, Tong ary Bamb's, ny mpanaingo ny hirany dia Melo J i X-Tah zany mihara mivazo @ zareo ndarindary ohatra hoe t@ TSIKY dia ny hira tena nampalaza an-dry zareo dia elatra2 t@ zany dia ny @ zao Kenda sy Eritrereto dia ankafizo fa milay be zany ny tena adikilehan'dry zareo e! okay!

miry89 (
27/12/2004 13:59)
Rapadango dia mpihira rap malaza b aminzao fotoana izao, misy an'i Bamb's, Tongue, Tax bota anatin'io tarika io. Efa t@ 98 zareo nanomboka nihira ary efa namoaka album 2 ry zareo izao...."silampanahy" sy "elatra 2" no hira tena nampalaza an'azy fa ankehitriny ry zareo izao manao style hardcore mlay b ohatran'ny vazon'zareo hoe "sao kenda" na "tsotra", m'lay B eeee!!!
ainie (
14/08/2004 20:48)
Mpiodana milay be ny Rapadango sady mba hafa kely satria nasian' ry zareo bajo milay be koa ao @ ny tarika! Bamb's no anarany.
Dia ny iray @ zareo koa dia i Tong Nat 'zay efa tao @ tarika 18,3 taloha 'zay efa rava moa ankehitriny nefa anisan'ny mpanao rap nalaza be teto amintsika .Ankafizo milay dia siks!!!
Dia ny iray @ zareo koa dia i Tong Nat 'zay efa tao @ tarika 18,3 taloha 'zay efa rava moa ankehitriny nefa anisan'ny mpanao rap nalaza be teto amintsika .Ankafizo milay dia siks!!!
Rouv.koff (
21/02/2003 17:16)
Rampadango dia anisan'ireo mpanao "RAP" malaza be teto amintsika.Ny hira itako fa tena nampalaza azy dia ilay hoe "silam-panahy" sady tena tian'ny olona io hira io.