Hevitra momba an'i Radama Antoine

Hiverina amin'ny Radama Antoine Hampiditra hevitra
Ianjaratiana ( 11/07/2018 09:29)
Mba mangataka an le we" Ny fitadiavana mahazaka maniraka "an' Radama Antoine iny ze manana.misaotra mialoha
istraky ( 13/05/2008 14:03)
Raha mba misy manana ilay "mpanarato very fivoy" nareo dé mba alefaso
ledada ( 28/12/2006 10:37)
Mpihira nanana ny lazany tokoa tany @ taona 80 tany ho any. Nodimandry ny Alahady 24 Desambra 2006, rehefa narary (insuffisance rénale) nandritra ny volana vitsy²
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1783