Hevitra momba an'i PIERRE ROSELLI

Hiverina amin'ny PIERRE ROSELLI Hampiditra hevitra
menalamba ( 09/05/2007 18:05)
Tena fisaorana mitafotafo no atolo
tro ho an'i Lemenakely nanome ity
tononkira ity eto.Efa ela tokoa no
nitadiavako azy ,mankasitraka é!
Faly aho an!Mitambolona ny fahatsi
arovako ny fahazazako ,kay tena misy manana revy tsara koa ato an!!Ary noheveriko fa i
Henry Lyban no nihira azy io.
lemenakely ( 21/06/2006 14:36)
I PIERRE ROSELLI dia italianina fa miteny gasy tsara ary dia namorona ity hira ity: RY NORO O ! na o! MARILLOU! Ireo zokinjokiny angamba dia inoako fa mahatadidy tsara ity hira ity...
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3252