Perline Vavisoa de Sambava

Nampiditra ikalamako
15/03/2019 21:48
Hiran'i Perline Vavisoa de Sambava 0 Jereo eto
Vangy : 437
Mpankafy : 0 Ankafizo
Salegy maoderina no tena nanavanana an'i Perline, izany hoe efa zava-maneno elektrika no nampiasaina ka ireo mozisianina ao amin'ny Lazan'Antsiranana no nanaraka azy tamin'izany, teo anelanelan'ny taona 70' sy 80' teo ho eo.

Hevitra momba an'i Perline Vavisoa de Sambava

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Perline Vavisoa de Sambava (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0996