Patsy

Nampiditra https://tononkira.serasera.org/mpihira?username=
31/01/2003 18:36
Hiran'i Patsy 1 Jereo eto
Vangy : 2197
Mpankafy : 0 Ankafizo
Patsy Ranarijaona no tena anarany, teraka tao Rennes tamin'ny taona 1969. Lehibe tanaty mozika hatramin'ny fahakeliny izy satria rainy sy reniny dia samy mpanakanto avokoa.
Liverpool no tena nahalalana azy fa manana rakikira toy "Tout contre" sy "Des illusions" ihany koa izy. Nanomboka teo amin'ny taona 90 no nitodihany bebe kokoa tamin'ny tany fiavian-drainy dia Madagasikara. Tamin'izany no nivoahan'ny rakikira "Pì-maso", pì-maso ho an-drainy, izay mitahiry ireo hira malagasy narindrany toa an'i Miala tsiny (Bessa), Ravorombazaha sy vakoka maromaro.

Hevitra momba an'i Patsy

(31/01/2003 23:36)
---

Hiran'i Patsy (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0109