Nampiditrahery
16/03/2015 09:40 Hiran'i Ny Beka 1 Jereo eto Vangy : 1021 Mpankafy : 0
Ankafizo
Ny Beka no tarika voalohany miangaly ny gadon-kira Pop Indé ao Madagasikara. Efa mikarakara ny raki-kirany ry zareo amin'izao fotoana izao. Ary mikasa ny hamoaka izany amin'ny volana jolay taona 2015.