Hevitra momba an'i Ny Antsa Mass Choir

Hiverina amin'ny Ny Antsa Mass Choir Hampiditra hevitra
minohasina2016 ( 20/04/2017 10:00)
Ny tarika NY ANTSA MASS CHOIR dia tarika ara-pilazantsara miara-miasa amin'ny fiangonana, sekoly, fikambanana sns.
Hira anisan'ny nahafantarana ny tarika ny taona 2016 ny "Andriamanitra tokako" ka nahatonga ny tarika ho voasokajy tao amin'ny RDJ Mozika 2016 tamin'izany.. Mbola mitohy ary hitohy mandrakariva ny fiderana...
Contact: 034 31 725 56
Fb: Ny Antsa Mass Choir

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1778