Hevitra momba an'i Ny Ainga

Hiverina amin'ny Ny Ainga Hampiditra hevitra
ounjah ( 18/03/2013 13:14)
hafa iany ilay voloany eh!!
touds ( 05/05/2010 15:43)
tena ita n fivoaran ' tarika Ny Ainga e , mafinaritra foana n zavatra atolon-dry zareo , courage fona e
oudoul ( 04/05/2010 18:16)
sady marina mihitsy fa miovaova be ny tarika, tia miovaova olona be, indrindra ny vocal vavy, tsy mitana vehivavy ela, fa maninona kay
oudoul ( 04/05/2010 18:14)
Fa naninona kay i patty no tsy ao @ tarika intsony; ary lasa aiza
Nefa hafa ihany izy sady tsara feo no mahay mihetsika, tsara tarehy , manam-pahaizana sady mahay mihaingo
Hafa ihany izy; tena haingon'ny tarika sady mahavita azy e
varisy ( 22/04/2008 09:23)
indray mande tsy miverina le taty diego iny e
ff ( 23/01/2008 14:43)
Mba mangataka ny tononkira misy an'ilay hoe "tongava malaky aza avela ho foana, ilay fanantenana mitia" Misaotra o!
falimampionona ( 24/12/2006 08:51)
tsy hevtra no tiako resana fa mba te hividy tih serte ainga
ari.malala ( 09/05/2006 14:08)
site web officiel an'ny tarika: www.nyainga.com
herilanto ( 16/03/2006 09:26)
sao dia mba misy manana ny tonony "fitiavako masiaka "ianareo fa mba vazo tiko izy iny
Raitsi ( 23/02/2006 14:53)
Ho antsika mpakafy ny tarika "Ny Ainga":Naseho vahoaka tamin'ny fomba ofisialy omaly 22 febroary 2006 ny site internetn'ny tarika. www.nyainga.com
audoo ( 28/01/2006 12:43)
Tsy dia henoheno loatra ny tarika nandritra ny taona 2005 lasa iny ny antony dia noho ireo fiovana maro nisy noho ny antony samihafa. Anisan'ireny ny fialan'i Mino ( Claviste & arrangeur) tao anatin'ny tarika. Torak'izany koa i Noro ( Lead vocal ). Tsy hita nanaraka ny tarika intsony koa ny Backstage Location fa niovaova be ihany ny Sono nanaraka azy ireo. Izany rehetra izany dia nampihena ny côte-ny tarika. Hafa mihitsy ny feeling Mino mitendry clavier izay nana-Ny Ainga ny Ny Ainga hatramin'izay sy ny feeling Mamy claviste ankehitriny. Hafa ny angola hirain'i Noro, ary hafa ny sonorisation efa matihanina zatra niaraka t@ tarika hatramin'izay.
Jemes ( 08/09/2005 18:23)
Sao dia mba misy mahalala ny adresse n ytarika ianareo, fa mba ilaiko,azafady indrindra
marina50 ( 18/03/2005 08:21)
I Patty moa fony kely dia tena mpinamana tamin'i Hantatiana, fa nony samy lehibe dia tsy nifankahita intsony fa samy nanana ny lalany avokoa ny tsirairay!
fa tena nanana ny lazany koa i Patty ary tsara feo tokoa!
nahafinaritra avokoa ny hirany!
tohizo hatrany Patty ny dianao a!
marina50 ( 18/03/2005 08:20)
I Patty moa fony kely dia tena mpinamana tamin'i Hantatiana, fa nony samy lehibe dia tsy nifankahita intsony fa samy nanana ny lalany avokoa ny tsirairay!
fa tena nanana ny lazany koa i Patty ary tsara feo tokoa!
nahafinaritra avokoa ny hirany!
tohizo hatrany Patty ny dianao a!
audoo ( 04/12/2004 08:13)
Avy any Analanjirofo indray ry zalahy ireto. Toamasina sy Maroantsetra. Hiaka-dapa ry zalahy ny 11/12/04 izao (Palais des sports) nasain"ny Feon'anjely izy fa tsy hoe tompon-toerana akory. Mety ho foana ny fampisehoana any Morondava
rafilozofy ( 16/11/2004 08:35)
Hamoaka clip 2 vaovao indray ny Tarika Ny Ainga ato ho ato. Ho antsika mpankafy Ny Ainga izany.
audoo ( 17/08/2004 13:23)
Mbola mitana hatrany ny mahatompondakan'ny fitetezam-paritra azy ny tarika ny Ainga. Mbola mitoetra maha-andrarezin'ny kanto malagasy azy. Feno hipoka ny kianjan'Antsahamanitra ny 01 aout 2004, maro ireo tsy tafiditra na dia mpanakanto roa lazaina ho be mpankafy no nanao fampisehoana io andro io. Taorian'izay dia novakiana lay ny faritra atsimo atsinana, nifaly havanja Manakara sy Mananjary. Tontosa ny fanamby lehibe. Ho any Mandoto ny tarika ny 28 aout ary efa raikitra indray fa ho any Menabe tsy ho ela.
audoo ( 27/05/2004 14:40)
Manao ny tour du lac ny tarika ny Ainga ny 28 ka hatramin'ny 31 may 2004. mbola mitohy hatrany ny fanehoan'ny tarika ny maha-tompondakan'ny fitetezam-paritra azy. Ny fety tao Andraisoro ny 23 may teo no kaoseritra faha-580 ny tarika Ny Ainga. Tsy mbola nisy niova ny mpikambana. Lead vocal: Omguy, Tantely. Vocal lahy : Doda, Dominique, Luc. Vocal vavy: Patty, Noro, Ashna. Mpandihy : Ando. Nirina. Arimino, Narindra, Fanja, Tolotra, Dolph, Eric. Sonorisateur mpanaraka azy matetika Backstage. Efa nivoaka ny Clip folo taona ary efa vita depliant ihany koa. Miandry ny album ny rehetra. ho avy tsy ho ela ny clip "Sento ho fitia"
miamie ( 19/03/2004 10:48)
ireompikambanaaoanatin'nytarika:om-gui,do,luc,tantely,douda,patty,asnaharyinoro(mpihira);rahanympitendryindraydiamisyan'iminosyfetraeo@clavier,andryeo@guitarehawaienne,kasinaeo@guitaresolo,zozoeo@guitarebassearyiroddykosanoeo@batteries ireo"album"efanavoakan'nytarika: "hafaihany ilayvoalohany","fanantenana" ,"neny" (specialpatty),"hoan'nychérie-ko","fitiavoahasina"ary"sentofitia"
Heriniaina ( 21/10/2001 17:45)
RABESAIKY Guillaume Marie na i OM-GUI no mpitondra ny tarika.
Misy an'i Do, Luc, Noro, Stéphanie , Patty sy ny sisa ao.
Hiran'ny Mpiandry Omby Amerikana sy Ambanivohitra no tena mampalaza ny Tarika Ny Ainga (Country Music). Hira mampalahelo, mananatra, mitory fitiavana ary Mitory an'Andriamanitra no tena manavanana azy.
I Patty moa dia fantatsika tamin'ilay hira hoe Vetson'ny Ankizy iny; ary i OM-GUI kosa dia ilay hira hoe Te Hamangy no hirany voalohany.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1789