Norosoa Nirina Jimmy Janoëlah

Hampiditra sary Nampiditra benfid
28/10/2003 07:23
Hiran'i Norosoa Nirina Jimmy Janoëlah 0 Jereo eto
Vangy : 1231
Mpankafy : 1 Ankafizo
Ankoatra ny maha mpihira azy dia milalao teatira miaraka amin'i Victor Solo ( rainy ) koa izy.
Felana no anarany rehefa eny an-tsehatry ny teatira.

Ireto ny hirany :
- Ry Neny ô !
- Ry Dada malala
- Ry ampitso

- Fitia vita voady ( ity hira ity dia niarahany nihira tamin'i Romule )

Hevitra momba an'i Norosoa Nirina Jimmy Janoëlah

benfid (28/10/2003 12:22)
Ankoatra ny maha mpihira azy dia milalao teatira miaraka amin'i Victor Solo ( rainy ) koa izy.
Felana no anarany rehefa eny an-tsehatry ny teatira.

Ireto ny hirany :
- Ry Neny ô !
- Ry Dada malala
- Ry ampitso

- Fitia vita voady ( ity hira ity dia niarahany nihira tamin'i Romule )

Hiran'i Norosoa Nirina Jimmy Janoëlah (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1859