Hevitra momba an'i Nono

Hiverina amin'ny Nono Hampiditra hevitra
fodorehy ( 11/03/2007 17:51)
misy hiran'i Nono izay hoa hasambarana slow l izy fa tsy mahita mintsy za fa cassette ny bandy akama l izy d tsy hita intsony ka ra mahita nareo retra d mba ilazao za rajaonarivo_tovo@yahoo.fr
baholy ( 16/02/2006 07:59)
Manao ahoana ! daholo ! izaho mba mitady affiche n'i NONO taloha ireny
Tia mihaino sy mijery ary mpankafy NONO
Ataovy bebe ny tonkira eto e
angovo ( 27/08/2004 06:50)
ilay nataonareo hoe "dada vaovao" : "DIVAORSA" no tena lohateniny
angovo ( 27/08/2004 06:38)
Misy fanitsiana tiana hatao amin'ny lohatenin'ny hiran'i Nono
Ilay nataonareo "folo taona" : "FOANA" no tena lohateniny ary tononkiran'i Rado izy io.
Ilay nataonareo hoe "divaorsa" dia "ETO ANATREHAN'ANDRIAMANITRA" no tena lohateniny!

( 25/10/2001 22:10)
Roland Rakotondrainibe no tena anarany.
Gitara no tena nahafantarana an'i nono taloha. Voafehany daholo rehefa zava-maneno. Ankehitriny dia saxe no tena lalaoviny.

Mipetraka any Lyon ary efa manana adiresy e-mail. Jereo ny site ny zanany lahy "IALAHY" ao amin'i vina.rakotondrainibe hahafahanao mifanerasera aminy
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4874