Hevitra momba an'i Nono Robel

Hiverina amin'ny Nono Robel Hampiditra hevitra
lemenakely ( 19/06/2006 22:59)
Tsy vita mora: hira matetika nandeha tao @ RNM rehefa i RAMAFADRAHONA na i DANNI RABEMANANJARA no mpanentana vao maraina t@ izany
lemenakely ( 19/06/2006 22:24)
Tapa-kevitra ...hira iray fihirako mbola fahazaza tsy hay izay tena tonony fa nihirahiraina kanjo nony taty aorina hay ny tonony vao maika tiako tokoa ity hiran'i tpkl NONOT ROBEL ity
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1892