Hevitra momba an'i Njila

Hiverina amin'ny Njila Hampiditra hevitra
Tanjaka ( 09/10/2018 17:33)
Miarahaba,
Mangataka raha misy, tompoko, afaka mba manome ny mpamorona ny hira na ny feony isaky ny hira. Na ny tena anarany aza tsy hita fa "Njila" izay hatrany.

auteur : Njila
compositeur / Arrangement : Njila
interprète : Njila
année de production : tsisy sanjila mihitsy

Na tsy tena intérêts mivantana ho an'ny mpankafy aza ny resaka toy izany, aza adino fa kolotsaona gasy io ary antsika rehetra. Raikitra ao anatin'ny tantara malagasy izany.

Hamaranako azy, Maro ireo artistes malagasy no tsy mbola taitra amin'izany kanefa inoako fa tokony apetraka hatrany ireo ary mila fantatra satria matetika asan'olona maromaro mitambatra ny hira iray ary dia takona tsy ho fantatra mihitsy izany ny mpandray anjara hafa nampalaza ny hira iray ! Mampalahelo ihany !
Misaotra tompoko
naej ( 07/03/2007 10:32)
mahafinaritra ahy ny hiran'i njila satria tsy mba mora lefy ny tononkirany no mba misy ventiny , mitoetra foana na efa 20taona lasa aza dia malaza foana,rahoviana indray no misy ohatr'ireny tany @ palais ireny,mankasitraka e!
joachimichael ( 05/09/2006 04:11)
n iza2anaratsy njila izaho dia tsy havany fa efa ela 15ans aho no taty an dafy fa mahalala ny hirany rehetra aho sady aiko ny mitendry fa mahay mozika ireny na dia vao 26ans monja aza aho 06 67 79 65 81
Ryana ( 07/08/2006 07:10)
Mankasitraka ny Tarika Njila. Anndeha nijery ny fampisehoana aho omaly alahady 06 aogositra. Mankasitraka! Nitondra hafaliana ny nandrenesana ireo hira "nahatsiarovana ny hatanoràna", roapolo taona lasa. Sady avy eo, tsy novaina na ny fomba fihiràna azy ireo, na ny arrangement. Misy hira efa hadino ny fisiany fa nony natao tao, niverina ho azy teo am-bava ny tononkira...
Rahoviana no hivoaka ny CD?
Mankasitraka ê!
Ryana
falifalilala ( 01/08/2006 11:18)
salut daholo e ! mba mangataka ilay hira mitondra ny lohateny hoe " Ampelatananao " . tarika Njila io an . Misaotra mialoha
manitou ( 17/07/2006 15:28)
Manahona daholo ny mpakafy NJILA!
Tena marina tokoa fa hanao fampisehona goavana ny tarika @ 5-6 AOUT ao @ Palais des Sports aty M/car io an! za dia anisan'ny faly be mitsy satria de mpankafy Njila efa h@zay de any zany no fotoana e! tongava maro
arlovah ( 31/05/2006 13:28)
Bonjour daholo e!
Tena surprise be no nahenoako fa hanao spéctacle eto Njila @ ty taona 2006 ity dia hiaraka izy sy Poopy!!! Tsy manonofy ve aho e??? tena maika re aho ny ahatongavan'izany fotoana izany a! Rahoviana marina anefa lé fotoana e!!!
audoo ( 23/05/2006 10:52)
slt daholo, sao mba afaka misy manome le hiran'i Njila hoe "Hafahafa" soraty eto @ takelaka fa jereko @ herinandro. Misaotra
jaya ( 28/03/2006 12:46)
slt dool
ary zah woa naheno we i SOLOFO toa niala tao à tarika Njila ?? après n le fampisehona taty mada farany iny, le niaraka tà i Mbolatiana, patsy sy le sipa ray (tsy tadidiko ny prénom ny) iny de niss mpiara miasa nande tany france, de niteny we naita an i SOLOFO , de we i SOLOFO hono niala tao @ tarika
mila fanampim baovao eh,
arlovah ( 23/09/2005 13:49)
HAy! ve e? izao aho mahafantatra izao serasera izao! tara be aho!
Izaho an efa 2 anaka, nefa dia tena mankafy Njila BE BE BE mihitsy!!!
Mba te hahanfantatra mihitsy koa hoe rahovina indray no misy Njila grand complet eto Madà e??? Raha hiverina 2! Manimanina foana anie ny aty e!
Tsanta ( 20/06/2005 13:49)
Vao nanao fampisehoana Privée ny tarika t@ sabotsy teo tany palaiseau (92)ary tena mbola mahafinaritra ny hirany e!
3vds ( 15/02/2005 10:26)


bonjour, daôly, d bjr kou i Toly
zà hatramin'ny mbola kely d efa ti njila satria ry zokinay no mpankafy an'ireo tarika ireo tamin'izany, ary hatramin'izao aho mbola mankafy.
raha mba misy mahafantatra ny mba vaovao farany momba ay ireo ry reto d mba mampidira ato mba vakina.
I Toly zao any Frantsa d mety mafantatra..............
Ary i Toly v nianatra tao @ LTC t@ taty Mada é?
Starling no anarako d nefa énao rery no Toly fantatro teto Madagasika .Valio raha posible(ton mail please )

3vds ( 15/02/2005 10:24)


bonjour, daôly, d bjr kou i Toly
zà hatramin'ny mbola kely d efa ti njila satria ry zokinay no mpankafy an'ireo tarika ireo tamin'izany, ary hatramin'izao aho mbola mankafy.
raha mba misy mahafantatra ny mba vaovao farany momba ay ireo ry reto d mba mampidira ato mba vakina.
I Toly zao any Frantsa d mety mafantatra..............
Ary i Toly v nianatra tao @ LTC t@ taty Mada é?
Starling no anarako d nefa énao rery no Toly fantatro teto Madagasika .Valio raha posible(ton mail please )

Toly ( 18/11/2004 16:14)
Izaho dia aty Frantsa (Paris) no mipetraka. Te ahalala ny fandaharam-potoana ny tarika amin'izao faran'ny taoana izao.
( 16/02/2003 23:03)
Richard no tena anarany.
Izy no filohan'ny tarika Njila ary avy eo moa izy dia nandeha irery.
Any an-dafy (Frantsa) izy no mipetraka.
Manantena ny hihaonan'ny tarika rehetra indray izahay dia mba hanao fampisehoana aty Dago izy satria tsara loatra ireny fahiny ireny (Njila-Hery-Mamy-Solofo-Ramaka-Datita)tsy maninona mihitsy raha eo koa aza i Poopy.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1757