Commentaires sur njava

Revenir à njava Ajouter un commentaire
Zanakantitra Antanimarina ( 24/02/2022 10:09)
Hiran'i Narcisse Njava fahiny tamin'ny fahazazana fa navaoziny :

https://www.youtube.com/watch?v=M0RnKa6JR1Y
ainna ( 11/03/2005 18:15)
Le groupe Njava m'était inconnu jusque y-a pas longtemps! J'ai eu l'occasion de les rencontrer (par hasard, je dirai...) et je peux vous dire qu'une telle chaleur humaine comme celle que les membres dégagent, il n'y en a pas pareille!!!
En dehors de leur vie d'artiste (sur scène), ils ont le talent de nous divertir en organisant des fêtes conviviales pour la diaspora (en Belgique, notamment!).
Si un jour: MONIQUE,LANDY,MAX,... ou PATA auront l'occasion de lire ce commentaire, je tiens seulement à vous dire que je vous soutiens à fond et que j'admire ce que vous faites!!!
Bonne continuation et à très bientôt!
rabilabila ( 24/09/2004 23:14)
Tsy dia nahalala azy loatra aho raha tsy vao aingana kely ,satria izay vao nisy kapila mangirana natontan'i Dosol momba azy .
Talanjona aho nihaino ny hiran-jareo satria tsy nanary ny nentin-drazana nefa ny fanenon'ny mozikany dia mampilamina tanteraka ny sofina ,na dia sofim-bazaha aza.
Betsaka ireo mpihira avy any atsimon'ny Nosy toy ry Gizavo ,D'Gary,Vaovy .........ary hita fa tena hiainan-jareo ny mozika.Azo lazaina hoe "Vivier" n-talenta mihitsy aza raha iny faritra atsimon'i Madagasikara iny.
Ny zavatra mampalahelo ahy fotsiny dia :rehefa manao fampisehoana aty ivelany ry zareo ireo dia vitsy dia vitsy ny malagasy mijery sy manatrika ny fampisehoana .
Ho an'ireo izay tsy mahalala dia manandrama mihaino,na i Njava izany na ireo voatonoko etsy ambony fa ho gaga ianareo .Misy ny kapilan'izireo eny amin'ny fnac,na harmonia mundi,na virgin koa aza. Tsy adino koa i Kilema (ilay album miaraka amin'i Nicolas Vatomanga)
Misaotra
Mandranto ( 01/07/2004 12:34)
Njava est un groupe de 3 Frères et de 2 Soeurs, originaire du village de Vohipeno de la côte Sud Est de Madagascar. Dans cette famille de15 enfants, la musique est une tradition. Etablit à Bruxelles dans les années 90, Njava s'investit dans la recherche musicale, rythmique, vocale, instruments à cordes.
La musique de Njava est une mélange de Tri hip hop et de Jihe à base de Marovany.
faniel ( 02/06/2004 09:48)
Ny tarika Njava dia efa nisy tany @ taona 80 saingy tsy dia fantatra loatra noho ny hiran'izy ireo tsy dia mbola mahazatra ny sofin' ny M/sy. 2 vavy izy ireo no eo @ vocale ampian'ireo mpitendry zavamaneno.
Anisan'ny tarika manandratra avo ny lazan'iM/car io tarika io any am-pitan-dranomasina any
Karazana mozika toy ny jazz mifangaro folkhollik no ventesin'izy ireo
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1871