Niraina

Hampiditra sary Nampiditra https://tononkira.serasera.org/mpihira?username=
08/07/2003 15:01
Hiran'i Niraina 1 Jereo eto
Vangy : 2253
Mpankafy : 0 Ankafizo
tarika avy ao @faritr'i Betsileo izy ireto.Raha ny tena marina dia monina ao Talatamaty ry zalahy. Araka ny fantatra moa dia efa nisy mpikambana iray atao hoe Dôdônne na iDonné no nodimandry.filohan'ny tarika izy tamin'izany fotoana izany.


efa Vol.3 izao raha tsy diso ny fitadididanany no novokarin'ny tarika. amin'ny manaraka indray mandefa hira e.


Hevitra momba an'i Niraina

(08/07/2003 19:01)
tarika avy ao @faritr'i Betsileo izy ireto.Raha ny tena marina dia monina ao Talatamaty ry zalahy. Araka ny fantatra moa dia efa nisy mpikambana iray atao hoe Dôdônne na iDonné no nodimandry.filohan'ny tarika izy tamin'izany fotoana izany.


efa Vol.3 izao raha tsy diso ny fitadididanany no novokarin'ny tarika. amin'ny manaraka indray mandefa hira e.


Hiran'i Niraina (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2556