Hevitra momba an'i Nina

Hiverina amin'ny Nina Hampiditra hevitra
rearea ( 27/11/2005 16:56)
niaraka nihira t@ i hantatiana izy taty Madagasikara, sady nihira nitokana ihany koa. mety hoe tsy mahay mihira izy fa angaha marina 50 mahay? any andafy any izy zao no mipetraka efa ela izy tsy taty madagasikara.
nisistras ( 21/03/2005 20:31)
Mba tena tsy misy atao mihintsy ity Marina 50 ity an , nefa tsy tena marina akory, toa manaratsy olona fotsiny ny asany, olona azo jerena tsara io ko ratsy. be fialonana.
marina50 ( 20/03/2005 21:20)
sady ratsy tarehy be!
hihihi
marina50 ( 20/03/2005 21:20)
pas tres bonne! mankarary sofina be!
nisistras ( 20/03/2005 20:25)
une bonne chanteuse.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2736