MPITOHAZARA ( Batrelaky ara-pilazantsara )

Hampiditra sary Nampiditra bema
13/12/2004 07:35
Hiran'i MPITOHAZARA ( Batrelaky ara-pilazantsara ) 1 Jereo eto
Vangy : 3362
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ny MPITOHAZARA dia mpihira mitory ny filazantsra avy amin'ny faritra atsimo atsinanan'i Madagasikara iny.
Mpitory izay maneho ny fomba fihira sy ny gadoka misy any amin'iny faritra iny dia ny "Batrelaka izany".
Mpihira ao amin'ny choral notsongaina avy amin'ireto avy no ao:
FLM Tanambao Manakara ( KTLTM)
FLM Tanambao Farafangana ( KTLF)
FLM Vangaindrano Ambohijatovo ( ASEVA)
Ny namorona an'io tarika io dia
Andriamatoa ZAFIMAHERY Abel, izay Inspecteur de Tresor ao amin'ny Trésor Public de Manakara zanak'i Vangaindrano.
Ny managers:
Dr Ruffin RANDRIAMANANTENA
Mr PAIENT Edouard
Izay samy zanak'i Vangaindrano.
Ny mpihira dia miisa 10
Mpitendry 02 dia i Angelo Directeur n'ny sekoly Loterana ao Farafangana sy Philemon izay mpitendrin'ny choral Aseva vangaindrano.
Mandroso ny asa fitoriana;
Efa nisy ny cassette sy ny CD efa nivoaka tamin'ny faran'ny taona 2002 lasa teo izay nitondra ny lohateny hoe " Zaza Raiky andragno"
Efa nisy koa ny VCD efa vita izay mandeha amin'ny fahita lavitra rehetra misy eto Madagasikara, ary efa miparitaka aty France koa ireo sangan'asa fitoriana ireo.
Hivoaka tsy ho ela ny rakikira manaraka.
Contact: Mr ZAFIMAHERY Abel
Trésor Public de Manakara
Madagasikara
tél: 00261.20..72.214.99
Mr Paient EDOUAR Tananarive Madagasikara
Mr Ruffin RANDRIAMANANTENA
0033.6.20.16.72.27 France

Hevitra momba an'i MPITOHAZARA ( Batrelaky ara-pilazantsara )

bema (08/04/2004 12:52)

Hiran'i MPITOHAZARA ( Batrelaky ara-pilazantsara ) (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.147