MIORA RAKOTOMAMONJY

Add a photo Submitted by hanty31
17/03/2005 15:08
MIORA RAKOTOMAMONJY's song 0 Click here
Hits : 1213
Likes : 0 Like
Miora Rakotomamonjy dia tena namana akaikin'Hantatiana sy ny zandriny vavy! na eo amin'ny sehatra fitoriana na eo amin'ny fiainana an-davanandro!
Manam-bady an'i Andry zanak'i tonton Rafily arymanan-janaka an'i Meghan.Mahafatifaty ery ry zareo!
hita fa tena fianakaviana mpivavaka ,manana an'Andriamanitra!

Comments about MIORA RAKOTOMAMONJY

megahn (05/10/2004 15:31)
I Miora dia mpihira manao ny hira mitory an'Andriamanitra. Mihira @ teny Frantsay sy Malagasy. Nandray anjara tamin'ny Graines des stars tao Tana Orly paris ny volana jolay 2001. Efa nitety fiangonana sy toerana maro tany Dago nandritra ny 4 taona. nanam-pikasana ny hanao fitetezam-paritra teto Frantsa ny volana septambre sy octobre 2004 saingy nisy sampona kely ka raha sitrapon'Andriamanitra dia ny vaccances d'été 2005 no hanaovany izany. Misaotra anao naharitra namaky.

MIORA RAKOTOMAMONJY's song (0)

Audio not found

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014