Hevitra momba an'i Mimosa

Hiverina amin'ny Mimosa Hampiditra hevitra
bebyface ( 10/11/2006 14:36)
ry zalahy zany rehefa mihira tena mampietsi-po be satria tena tsara feo ba. manantena ny ahita azy amin'ny krisimasy raha sitra-pon'Andriamanitra.
Mamisoa RATSIMBAZAFY ( 19/08/2002 00:17)
MIMOSA

Antoko mpihira ao amin'ny Fiangonana Loterana Malagasy
Antsirabe Antampotanàna
Nanomboka tany alohan'ny taona 1960 ka hatramin'izao.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3114