Hevitra momba an'i mima

Hiverina amin'ny mima Hampiditra hevitra
dinasyanou ( 06/09/2007 18:14)
I Mima aloha de sipa be sokatry sady en forme tsara,tara daholo ny bandy aty Tamaga mahita azy.Tohizo foana fa milay e!
wawa ( 04/06/2007 23:31)
Karakôry Mima,
Izy koa anao drako mizaha site ito dé camarade-nao ta-majunga fô mikorana zeo io.Zaho drako maheno lamusik-nao dé manigny atsika nisôma volley taloha tao Notre-dame sy balade-tsika au boulé,marigny zeny fa tsy vandy hein!En plus,zaho mkiff anao rango anao mbô tao amin'ny "FJ's Jangama"niaraka tamy Lola sy Natacha.Je te dis la vérité,tsara drako lamuzik-nao fa tohizo jusk'à la fin.Bonne continuation é bonne réussite.
efly ( 23/01/2007 17:08)
Mima kosa tena mahay mampirevy sady izy tena entam-be mientanentana ry zareo ô!
mpanolotsaina ( 02/10/2006 16:18)
Mba mangataka tononkirany aho ze mahay e!
petite ( 01/08/2006 11:11)
aza manao an'izany odilon...fa tsy manja noho ny mpihira sasany zany i mima.Tsara izy ekeko, fa tsy fifaninana bika aman'endrika ny hira fa talenta @ feo..aza tia toe-tsaina toa io fa mampivonto fo
bellagasy ( 09/07/2006 08:35)
azo lazaina tsara iany aloha raha Mima eh!, tokony ho lasa lavitra nohizao aza ny lazany, raha manao regime kely izy fa tsy lasa zany star grosse izany, j'adorre Mima!
Guevara ( 10/06/2006 16:38)
tsy misy sary afa sexy koko ve any eh ry Mima ahhhh
Odilon75 ( 03/05/2006 11:25)
zany managy boka aminay sady taviny no volony manaova koa nareo boka eto tana raha misy kara izy
fentra ( 05/04/2006 19:13)
izy kosa alony sipa mavoa eh ! emplus manana feo milay b sady ny bikany tsy kozina tsony
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.185