Hevitra momba an'i MÊVA GOSPEL

Hiverina amin'ny MÊVA GOSPEL Hampiditra hevitra
Ninita ( 16/12/2007 16:52)
Ny tarika Mêva Gospel dia noforonin'i RAFANOMEZANJANAHARY Héman Alexis (Fondateur; président; chef de choeur; mpamoronkira) teto Toamasina tamin'ny 16/01/2006. Araky ny anarany dia mandala ny fihirana GOSPEL ny tarika ary tsy manavaka finoana (ekena rehefa Kristianina) sy fihaviana. Tanora kristianina 16 ka hatramin'ny 37 taona no mandrafitra ny tarika.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1769