Hevitra momba an'i MENDRIKA

Hiverina amin'ny MENDRIKA Hampiditra hevitra
dafytahiana ( 07/11/2014 11:08)
tiako be ry zareo
dynastie ( 28/08/2004 10:12)
Ny mpikambana ao amin'ny tarika mendrika dia izy 4 mianadahy mpiraitampo ary ny rainy ihany "Mr Olivier" izay mbola mihira ihany koa no mpamorona ny hirany , iray amin'ireo hira hirain'ny dadan-dry zareo io ilay hira hoe "Lesona tsara" , ary maro koa ny sangan'asany ao amin'ny tarika IRAIMBILANJA , izy dia mitrandraka ny gadona avy any Fort-Dauphin (Katrehaka).
Manampy eo amin'ny fitendrena i Alain izay mively aponga maro anaka , dia vadin'i OLivia ;
eo amin'ny guitare rehefa malalaka (noho ny asa hafa ataony) i Felana , izay vadin'i Faniry ihany .
Miaina tanteraka amin'ny mozika ny TARIKA MENDRIKA .

Momba an'i Faniry

Anarana : RAKOTOSON
Fanampiny :Onjaniaina Faniry Cinthia
Daty nahaterahana : 27 septambra 1984 tao Soavinandriana HOMI
Ray&Reny : RAKOTOSON Olivier & RANIVOARIVONY Paquerette
Mpiray Tampo : Olivia , Aina , Tatamo.
Fonenana : Sab-Nam Lot 03 118 D Tsarafara
E-mail: golfdurova@simicro.mg
Oullias ( 16/01/2003 01:18)
Efa nivoaka ny raki-kira voalohan'ny tarika MENDRIKA tamin'iny taona lasa 2002 iny. Nampitondraina ny lohateny hoe : "Ny fiverenanao ... ry Matsatsa!"
Ny hira hoe : "Ny fiverenanao" no tena nahalalana ny tarika.

LOHATENIN'NY HIRA AO AMIN'NY RAKI-KIRA VOALOHANY:

Matsatsa, Avelao aho, E! vonjeo, Marary ny aiko, Valala,
Parapapampa, Ny fiverenanao, Raiky roa, Manina, Tra-kagnatse.

Lead vocal: Faniry, Aina
Choeurs: Sissi, Olivia, Miora
Basse: Tatamo
Guitare: Jean Marc
Clavier: Tahiana
Batterie: Tahiana
Manager: Francis Razafindrakoto

Adiresin'ny Tarika MENDRIKA
Lot II K 45
Andravoahangy Ambony
101 Antananarivo.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3065