Hevitra momba an'i Menalootsa

Hiverina amin'ny Menalootsa Hampiditra hevitra
Lipo mena ( 04/02/2003 18:17)
Niainga t@ ny Menalotsa = mena + lotsa ;mena :couleur royale ,loko marevaka oharina @ afo ,entina hanambarana zavatra mahery,anehoana fitiavana mamaivay ,no sady lokon'ny mason-dry lerony ; lotsa : avy @ tsalo ,na petatsanga .Andian-jatovo basketteur,sy rugbyman nakafy mozika rock mavesatra sy i Bob Marley ny Menalotsa.
Nahitana an'i Fidy:solo ;Eric:solo; Zaza:bass ;Hary:solo,bass ;Nono:drums ;Danny:drums ; Pouusy:percussion ;Hasina-Faly-Pippo:vocals .

Marihina fa formation taloha io ,satria efa niparitaka ry zalahy ,fa kosa ny mitondra ny hafatra @ izao dia i Fidy sy Danny sisa ,ampian-dry Rado,Ampango,Njaka:vocals sy Naday:bass.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1807