Hevitra momba an'i Melky

Hiverina amin'ny Melky Hampiditra hevitra
andokelly ( 10/05/2016 13:44)
tsar eh ten mlay ka
lyiah ( 09/04/2008 09:08)
mba andefaso le tononkira misy clip any andafy iny zah ze manana é, le misy hoe izany mintsy aho rehefa tia
neo83 ( 07/02/2008 10:33)
Sady tsara ny hira no mafatifaty e. Mirary soa hatrany.
naej ( 28/01/2008 11:21)
tohizo ny ezakao ry melky a
marcocofa ( 19/12/2007 10:58)
milay ranga izy a,ary itako eto fa hitojy hatrany ny succé ananany@zao,tohizao fa milay e
herilma ( 01/11/2007 15:07)
ok mahay mihiry aky ndry ry Melky a!
bonne continuation
herilma ( 01/11/2007 14:56)
Melky a!
firy eo ho eo ny hira ataonao eny Bevalala @ Alahady izao; afaka mba mamaly ahy ve ianao
Merci;
herilma ( 01/11/2007 14:54)
@izao aloa izy malaza fa tsy fantatra rehefa afaka kelikely eo na hanao toy ny tarika tif à tif sy ry tampo gaigy
rantonyaina ( 24/07/2007 08:54)
mlay alou ny hira atramzao e, tsara fa tohizo
rejodi ( 14/07/2007 16:52)
Raha jerena ny taonany dia mbola tanora dia tanora i Melky nefa efa matotra tsara ny feony,afaka mihira mafy izy nefa tsy mamalanaao anatin'ny arfanin'ny naoty mozika izy.Sady mahafinaritra ny miheny ny firedo-kirany fa mijadona tsara.Misaotra azy isika fa tena manana fiezahana sy tia mikaroka.
shaky ( 12/07/2007 17:57)
manana personalité izy sady ohatran'ny enfant gatée zany rehefa maihira, mahafinaritra be izy.mba maniry ho ohatrazy koa za.
shaky ( 12/07/2007 17:14)
manana personalité izy sady ohatran'ny enfant gatée zany rehefa maihira, mahafinaritra be izy.mba maniry ho ohatrazy koa za.
Sambekanake ( 13/06/2007 08:16)
Tsara feo bé melky nefa mbola tokony ho hatsaraina mihoatra izao mba sahala @ndr'i Celine d'ion eh!
felicien ( 27/03/2007 20:47)
ok tsara be ny hiran'ny melky
baregenaina ( 19/03/2007 09:56)
milay izy e, mahay mihira
mihantasoa ( 16/03/2007 17:26)
tena anisan'ny tokony nahazo ny laharana voalohany raha izao fahitana ny fivoarany izao, manana ny desibel miavaka tanteraka
Zohiss ( 13/03/2007 14:36)
Ohatran'i Whitney gasy zany izy rehefa jerena,
felicien ( 27/02/2007 15:34)
tena mafinaritra aloha i Melky miaraka @Tiavina
nalef ( 09/02/2007 10:15)
mialy be le hirany vao2 iny fa saingy ny volony àzao lasa ratsy be,tsy aleo le àclip iny iany e!
ff ( 28/01/2007 19:16)
Mba mangataka ny tononkiran'i Melky, @ ilay hirany slow vaovao iny ne ze mba mahay e!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1768