Mc Mikaz

Hampiditra sary Nampiditra Mika
10/04/2004 06:14
Hiran'i Mc Mikaz 0 Jereo eto
Vangy : 803
Mpankafy : 0 Ankafizo
Mc Mikaz dia 14 taona manandratra ny rap merina.Mipetraka ao Andravoahangy ambony ao. Rehefa mamoronkira izy dia efa in 10 angamba mamoriporitra taratasy rehefa tsy afa po amin'ny tonony Manana namana betsaka iey ary ny mail ny amin'izay tia hhiditra ao amin'ny groupe ny na tia hanao manager dia mcmikaz@clubobs.com

Hevitra momba an'i Mc Mikaz

Mika (13/03/2004 14:46)
mc vao tanora manandratra ny hh ho ambony

Hiran'i Mc Mikaz (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105