Hevitra momba an'i Marion

Hiverina amin'ny Marion Hampiditra hevitra
kabuto ( 24/03/2020 16:28)
Zah mbola m-kiff marion atramzao
fy-tsoa ( 10/06/2017 18:25)
mlay rangah marion an! Mis ankiz ten mkif b anaz at amnai an!
tonysitraka ( 23/01/2017 18:21)
Tsara sad mlay marion za maka an la fona indrindr am gadona R.N.B te ahitan ni maha marion azy
tsila Boubouh nam's ( 18/09/2016 10:39)
je kiff tjrs Marion e!!
toizo les n vazo ra bol pihir zan elah n'y revek ndrindra a!! za mak Marion atram faran an!!!
idaly ( 23/08/2016 13:55)
Mlay eee
Elinivo ( 13/08/2016 21:41)
Tena fanina kely aho mihaino ny feo eo amin'ny "averina eto indray, ho anao, ho anao, ho anao". Tohizo fa manan-talenta ny zanak'i Faratsiho. Manja ny Gasy
fredkwel ( 17/06/2016 10:30)
milay rang mari0n a
minoharisoa ( 07/08/2010 14:38)
mlay daholo ny hiranao e!tena mahafinaritra,raha mety dia mba ampidiro ny parole-n'lay:voninkazo sy in love fa reny sisa no tsy hitako ao!ok,bye d six ho an'ny marion sy mpankafy azy rehetra ko!
tianjhi ( 14/04/2009 06:43)
mlay elah h@zao fa tohizo.sao mb misy manana anle "lazao fa tia; marion" iny nareo zfd?
bidou ( 04/02/2009 20:24)
Mahafinaritra fa tohizo hatrany!! Tianay foana ianao e ianao rery no ao am-ponay. Misaotra e
mcboy ( 20/02/2008 15:16)
Yo! on kiff ske tu fé man... kan esk ton new album sra dispo??
Rhayo ( 16/01/2008 14:34)
Ie Marion dia manana timbre Amércain zay nefa made in Mada . midika izany fa mba manana ny talenatsika koa tsika Malagasy fa tsy ry zareo any ivelany iany ako no matafavoka ny rhytm Rnb noho izany dia tohizo atr@ fary ra Marion a :-)
annissah ( 08/12/2007 18:25)
marion reveke be toii et jsui un 2 te fannnnn je t' adore
ttiavina ( 30/11/2007 07:21)
jtm lesy marion a
chouchou ( 29/10/2007 14:12)
milay e!
misaotra
ratahs ( 23/10/2007 17:11)
slt Marion tsara letsy ny vazon ialahy fa tohizo a.efa fantatro ny talenta ny ialahy satria tsika efa niaraka vazo taloha big up.ratahs
duckworld ( 05/10/2007 09:59)
Sao dia misy manana an'ilay tonin'ilay hira hoe I can't stay withou you miaraka amin'i Spear omic iny nareo kay zfd ô!!??
Roddy ( 30/08/2007 12:20)
Marion mpanakanto lehilahy anisan'ny miangaly ny Rnb eto Madagascar no sady sangany iahny koa! fa ato anatiko ko lay rythm Rnb ka no izany dia mangataka featuring @ la za!vive l'Rnb BIG UP!
mcboy ( 11/07/2007 16:56)
mkiff anlah zay euhh
NICOLE ( 01/05/2007 17:01)
zay manana ny parole ny "raha mbola misy" dia mba afaka manome v satria za efa ela no nitady anio tonokira io. merci davance
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.222