Hevitra momba an'i Mamychel (Mamy Michel)

Hiverina amin'ny Mamychel (Mamy Michel) Hampiditra hevitra
rezegah ( 01/11/2005 00:21)
Izy no Mamychel, Bandy milay teny Ankatso teny e! Masaka be zany rahalahy fa tohizo ny dia E! somary manana fijery hafa izay mantsy izy ary mozika tsy amidy ny azy ary efa betsaka ny bandy miara mivazo taminy no lasa lavitra t@ io taranja io nefa izy tsy dia miketrika an'ilay vedettisme sy commerce na vazo loatra, ka be no gaga hoe ahoana. fa zaho dia mahakobo tsara an'lery fa bandy mijoro amin'ny foto-kevitra izy ary mazava sy mafy io fototry ny heviny io e! Manavotra boay kely no mahafinaritra an'io Razoky io fa na hitako amin'ny sarin'ilery any Canada zao fotsiny aza dia efa koboko lay Philo (Rapôpôlita izao efa mercenaire be aty @ Tanana, Rakaràna efa guitarista matanjaka be koa, bandy niara-niosona daholo ireny e!) .Tohizo lesy Ra-Mamychel fa ankasitrahan'ny Kôfa aty an-tanana lay dingana e!

pounisy ( 11/09/2005 04:17)
Fa angaha i Mamychel tsy mihira intsony fa to tsy henoheno intsony
Zahkovonona ( 08/05/2005 21:45)
Mamychel entouré des musiciens de différentes origines avec Samuel Angely un guitariste talentueux de jazz et polyvalent en provenance de la Martinique,Audrey-Ann Germain une violiniste Quebecoise qui fait vibrer les compositions typiquement malgaches de Mamychel, et Pierre Tardieu un percussioniste Français capable de frapper avec une frequence de 50 Hz les rythmes traditionnels de Madagascar. Connu avec son morceau "zavamisy" à Madagascar, Mamychel continue de promouvoir la musique malgache au Canada-Québec.
Pour de plus amples informations veuillez visiter le lien : www.mamychel.8m.com
Zahkovonona ( 08/05/2005 21:34)
Raha te ahafantatra bebe kokoa momba ny hetsika izay ataon'i Mamychel ianao dia mandehana amin'ity tranonkala ity : http://mamychel.8m.com
Mazotoa tompoko!
rigo ( 10/08/2004 19:16)
Ahoana Mamy a!

Tena nilaozan'ialahy letsy ny tanàna le!Tadidin'ialahy moa tamin'ny mbola maquette acoustique iny vazon'ialahy "zava-misy" iny?Malahelo ny kaozy be manariva andro teo @ cur letsy le!Ny analysen'ialahy sy ny fahaizan'ialahy mikaozy sy maka fon'olona.Tsisy "Ntaolo" intsony ny tanàna.Na Jaojoby aza malahelo an'ialahy fa tsy misy mivaza azy intsony.
Zahkovonona ( 01/03/2004 12:13)
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.447