Malask'Art
Sary rehetra...
Nampiditra harenaMitia 17/02/2017 09:28
Hiran'i Malask'Art 1 Jereo eto
Vangy : 887
Mpankafy : 1 Ankafizo
Ny tarika dia manao ny gadona rehetra izay mianga avy amin'ny rap toy ny Jazz rap, Trap, Boom Bap, sns...
Ahitana olona 4 ao anatin'ny tarika : Rakouth, Jay Vipa, J.F.A, ary Thox.
Hevitra momba an'i Malask'Art
Mbola tsisy nametraka hevitra