Hevitra momba an'i Mage 4

Hiverina amin'ny Mage 4 Hampiditra hevitra
tainkitana ( 27/05/2020 16:29)
Mika no tena tiako tato ,na inspiraka na fitendry!
tsy hohadino ny zavakanto napetrany
hyashimi ( 18/05/2013 10:27)
tsar kus ranga ny feon'i ken a! sad mafnartr b io group io
hyashimi ( 18/05/2013 10:23)
Tohizo f mlay e
hunter2 ( 25/09/2012 13:26)
mlai b lé groupe.tna sava b dol lé vazo sur mits nareo.
ninou ( 05/07/2008 10:33)
manahoana tompoko ao anaty tarika vé ianao sa mapakafy monjany
ombalahy ( 23/03/2007 15:01)
Mba ampidiro tononkira vao2 reny izay manana.Oh:Ianao no fahazavana,Lay tena farany misy hoe:ianao no ilaiko hampangina ahy.Ny infos rehetra momba an'i Ken lead vocal koa.Ny feony efa milay @ le oui.
rajala ( 11/11/2006 08:37)
Marina ve fa tsy ao intsony i Helian ?
ste ( 25/09/2006 14:47)
Tena sûr ve ianareo fa i Bema dia mbola ato @ Magy @ zao fotoana izao??? Mba ampidiro ato azafady lé hira vaovao hoe fefy tsilo
fetra ( 29/12/2005 17:39)
tokony atao ato daolo ny hira retraretra hatramin'ny toniny
petite ( 13/09/2005 10:05)
I KEN ilay vocal ny mage 4 kosa aloha tena tsara feo na dia somary tsy dia ao tsra aza ny corde cocale ny e! fantatrao ve hoe teraka t@ 29 juillet 1985 izy iny? efa niteraka iray i Ken, Lahy ny zanany ary Fiderana no anarany. Mipetraka eny Andohatapenaka i Ken, mianatra ao @Polyvalent Ankadivato izy...
( 31/10/2001 01:10)
Faly miarahaba anareo mpitsidika ity takelaka ity izahay mpankafy ny tarika Mage4 ka mba milaza izay fantatro momba ny tarika. Ny tarika Mage4 moa dia niforona ny taona 1992

Ireo mpikambana ao dia:

Helian: lead vocal, background vocal
Lita: acoustique guitare, lead vocal, background vocal
Mika: chef de groupe, background vocal, soliste
Tins: guitare bass, background vocal
Elisé: pianiste, background vocal,lead vocal
Solohery: batteur
Zézé: guitare rythmique, soliste, background vocal
Bema: guitare bass

Ny tarika Mage4 moa dia miangaly ny gadonkira "SOFT ROCK":
izany hoe rock malefaka tsy mankadilo sofina fa azo hainona tsara. Samy mamorona avokoa ny mpikambana rehetra ao anatin'ny tarika fa eo amin'ny arrangement no iarahan'ny tarika manao. Samy manao ny fanazaran-tenany any @izay misy azy avy ny tsirairay ary in-droa isan-kerinandro farafahakeliny no manao famerenana hitambarana.
Momba ny "Fan's" indray dia efa nijoro izy io ka "SAMARITAKA" no anarana hisalorany.
Raha misy hetahetamponao dia afaka mifanoratra @ hasimbola_raoelison@hotmail.com ianao. Na miantso ny tel: 0320258141 na 2235806
Misaotra anareo nitsidika ary misaotra ny mpampiantrano ihany koa.

Hasimbola
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4043