Ludovic

Hampiditra sary Nampiditra hagamamytahiana2023
27/03/2024 09:04
Hiran'i Ludovic 0 Jereo eto
Vangy : 72
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ludovic Ratsimbazanahary na i Ludovic, efa mpifaninana tamin’ny lalao Pazzapa andiany faha-5 tamin’ny taona 2007 ary nanohy nihira na dia tsy tafiakatra aza. Efa namoaka horonantsary maromaro toa an’i « Mila anao zaho », « Sofia », « Ankilanao », « Vania », « Veloma ». Tsy mora ny lalana nizorany amin’ny fampahafantarana ny sangan’asany. Amin’izao fotoana izao dia efa noraisin’i Tazy Elliot Groubel, dadatoan’i Dicaprio Groubel (ilay Malagasy nandray anjara tamin'ny top international model of the world) ny famokarana sy ny fitantanana ny tarika Ludovic ka izao izy mamoaka horonantsary vaovao izao indray : "Yo nao tavela".

Hevitra momba an'i Ludovic

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Ludovic (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0104