Hevitra momba an'i Lucien Randrianina

Hiverina amin'ny Lucien Randrianina Hampiditra hevitra
lantoandrianandrasanafop4029 ( 16/08/2023 12:13)
Efa niverina tanteraka ao amin'ny tarika Rebika izy ankehitriny. Niverina niaraka taminy ihany koa ireo namany tao amin'ny TOLO TELO dia Tonton Pa sy Rampal izany
mamylalaina ( 10/05/2012 10:09)
Mba mangataka ny tonon'ny hiran'i Lucien hoe "Omeo finoana aho Ray ô!"
mozart ( 28/07/2008 19:27)
mba mangataka ilay hira hoe 'tena namana '
ledada ( 28/12/2006 10:23)
Diso izany fa Randrianinandrasana no tena marina, izay nafohezina hoe "randrianina"...
rehefa miakatra studio radio izy fahiny dia ny nanaovana komonio 1° azy hono no tena fahatsiarovana tsara indrindra teo @ fiainany....nandeha irery teo @ lafiny kanto, dia nanagana ny toko3 , d ts re intsony tato ho ato...
( 17/10/2002 20:35)
Lucien Randrianina no tena anarany ,isan'ny mpikambana tao amin'ny tarika REBIKA ;tamin'ny taona 1989 ka madram-pialany tao anatin'ny tarika .Nandeha irery avy eo ,ary namoaka cassette telo(3).Mpikambana ao tarika TOKO TELO izy amin'izao fotoana izao .Ny hira tiany indrindra dia "FOIKO" ao anatin'ilay antontan-kira navoakany voalohany .
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1802